Asan’ny Apostoly 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy izy: “Tsy mila mamantatra ny fotoana na ny vanim-potoana+ ianareo, fa ny Ray irery ihany no manam-pahefana amin’izany.+ 1 Tesalonianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha ny amin’ny fotoana sy ny vanim-potoana,+ ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo,
7 Dia hoy izy: “Tsy mila mamantatra ny fotoana na ny vanim-potoana+ ianareo, fa ny Ray irery ihany no manam-pahefana amin’izany.+
5 Raha ny amin’ny fotoana sy ny vanim-potoana,+ ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo,