FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Manova fotoana sy vanim-potoana izy,+ manaisotra mpanjaka sy mametraka mpanjaka,+ manome fahendrena ho an’ny hendry, ary manome fahalalana ho an’ny manana fahaiza-manavaka.+

  • Daniela 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hiteny hanohitra ny Avo Indrindra izy,+ ka hampahory foana an’ireo olona masin’ilay Andriamanitra Fara Tampony.+ Hikasa hanova fotoana+ sy lalàna+ koa izy, ary hatolotra eo an-tanany ireo olona masina, mandritra ny fe-potoana iray sy fe-potoana roa ary antsasaky ny fe-potoana.+

  • Asan’ny Apostoly 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy izy: “Tsy mila mamantatra ny fotoana na ny vanim-potoana+ ianareo, fa ny Ray irery ihany no manam-pahefana amin’izany.+

  • Romanina 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Eny, ataovy izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao, fa efa tonga izao ny ora tokony hifohazanareo+ amin’ny torimaso. Fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ny fotoana nahatongavantsika ho mpino.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara