Isaia 56:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Izao no nolazain’i Jehovah: “Manaova ny rariny sy ny fahamarinana.+ Fa efa ho avy ny famonjeko,+ ary efa haharihary ny fahamarinako.+
56 Izao no nolazain’i Jehovah: “Manaova ny rariny sy ny fahamarinana.+ Fa efa ho avy ny famonjeko,+ ary efa haharihary ny fahamarinako.+