Salamo 85:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Eny tokoa, akaikin’izay matahotra an’Andriamanitra ny famonjeny,+Mba hitoeran’ny voninahitra eto amin’ny taninay.+ Isaia 51:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Akaiky ny fahamarinako.+ Efa ho avy ny famonjena avy amiko,+ ary hitsara an’ireo firenena+ ny sandriko. Hanantena ahy ireo nosy,+ ary hiandrandra ny sandriko izy ireo.+ 2 Korintianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa hoy izy: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana no nihainoako anao, ary tamin’ny andro famonjena no nanampiako anao.”+ Izao indrindra no fotoana fanehoana fankasitrahana!+ Izao no andro famonjena!+
9 Eny tokoa, akaikin’izay matahotra an’Andriamanitra ny famonjeny,+Mba hitoeran’ny voninahitra eto amin’ny taninay.+
5 Akaiky ny fahamarinako.+ Efa ho avy ny famonjena avy amiko,+ ary hitsara an’ireo firenena+ ny sandriko. Hanantena ahy ireo nosy,+ ary hiandrandra ny sandriko izy ireo.+
2 Fa hoy izy: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana no nihainoako anao, ary tamin’ny andro famonjena no nanampiako anao.”+ Izao indrindra no fotoana fanehoana fankasitrahana!+ Izao no andro famonjena!+