FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ka namoaka didim-pitsarana sy nampihatra ny rariny+ foana teo amin’ny vahoakany manontolo.+

  • 2 Tantara 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitrao+ izay nankasitraka+ anao ka nametraka anao eo amin’ny seza fiandrianany,+ mba ho mpanjaka ho an’i Jehovah Andriamanitrao!+ Tian’Andriamanitrao+ ny Israely sady tiany haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra, ka notendreny ho mpanjakan’izy ireo+ ianao, mba hampihatra didim-pitsarana+ sy rariny.”+

  • Salamo 112:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Izay olona tsara dia miantra+ sy mampisambotra.+

      י [Yôda]

      Manao ny rariny izy amin’izay ataony.+

  • Ohabolana 29:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny rariny no ahafahan’ny mpanjaka mampiorina mafy ny taniny,+ fa mandrava azy kosa ny olona tia kolikoly.+

  • Isaia 32:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny.

  • Mika 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara