Matio 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Koa miambena+ hatrany àry, satria tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.+ Marka 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa mitandrema hatrany sy miambena hatrany,+ fa tsy fantatrareo hoe rahoviana ny fotoana voatondro.+ Lioka 21:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Koa miambena hatrany,+ ary mitalahoa mandrakariva+ mba ho afa-mandositra izany zava-drehetra tsy maintsy ho tonga izany ianareo, ka ho afaka hitsangana eo anatrehan’ny Zanak’olona.”+
33 Koa mitandrema hatrany sy miambena hatrany,+ fa tsy fantatrareo hoe rahoviana ny fotoana voatondro.+
36 Koa miambena hatrany,+ ary mitalahoa mandrakariva+ mba ho afa-mandositra izany zava-drehetra tsy maintsy ho tonga izany ianareo, ka ho afaka hitsangana eo anatrehan’ny Zanak’olona.”+