Romanina 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Eny, ataovy izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao, fa efa tonga izao ny ora tokony hifohazanareo+ amin’ny torimaso. Fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ny fotoana nahatongavantsika ho mpino.+ 1 Tesalonianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa aoka àry isika tsy hatory+ toy ny hafa,+ fa aoka kosa hifoha hatrany+ sy hisaina tsara foana.+
11 Eny, ataovy izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao, fa efa tonga izao ny ora tokony hifohazanareo+ amin’ny torimaso. Fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ny fotoana nahatongavantsika ho mpino.+