FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Ary nitondra an’i Jesosy ho any amin’i Kaiafa+ mpisoronabe ireo nisambotra azy. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy.+

  • Lioka 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 tamin’ny andron’i Anasy lehiben’ny mpisorona sy Kaiafa,+ dia tonga tamin’i Jaona+ zanak’i Zakaria ny fanambaran’Andriamanitra, tany an-tany efitra.+

  • Lioka 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nitady tetika mahomby hamonoana azy ho faty ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna,+ satria natahotra ny olona izy ireo.+

  • Jaona 18:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nentiny tany amin’i Anasy aloha izy, satria rafozandahin’i Kaiafa mpisoronabe tamin’izany taona izany i Anasy.+

  • Jaona 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nasain’i Anasy nentina nifatotra ho any amin’i Kaiafa mpisoronabe i Jesosy avy eo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara