FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoy i Jesosy taminy: “Misy antony tokony hampalahelo ny naman’ny mpampakatra ve, raha mbola eo aminy ny mpampakatra?+ Ho avy anefa ny andro hanesorana ny mpampakatra+ tsy ho eo aminy, ka amin’izany andro izany izy ireo vao hifady hanina.+

  • Jaona 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa eo aminareo foana ny mahantra,+ fa izaho kosa tsy ho eo aminareo foana.”

  • Jaona 17:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Tsy ho eto amin’izao tontolo izao intsony aho, fa izy ireo kosa no eto+ ary izaho ho any aminao. Ray Masina ô, arovy izy ireo+ noho ny amin’ny anaranao izay nomenao ahy, mba ho iray tahaka antsika izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara