Marka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+ Lioka 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanaiky izy, ka nitady izay fotoana mety tsara hamadihany an’i Jesosy ka hanolorany azy tamin’ireo, amin’ny fotoana tsy misy olona.+
11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+
6 Dia nanaiky izy, ka nitady izay fotoana mety tsara hamadihany an’i Jesosy ka hanolorany azy tamin’ireo, amin’ny fotoana tsy misy olona.+