Deoteronomia 27:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘Voaozona izay mandray kolikoly mba hamonoana olona* ho faty, ka mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’ Lioka 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny Zanak’olona handeha araka izay efa voatendry,+ nefa lozan’izay olona nampiasaina hamadihana azy!”+
25 “‘Voaozona izay mandray kolikoly mba hamonoana olona* ho faty, ka mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
22 Fa ny Zanak’olona handeha araka izay efa voatendry,+ nefa lozan’izay olona nampiasaina hamadihana azy!”+