Matio 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Marina fa handeha ny Zanak’olona, araka ny voasoratra+ momba azy, nefa lozan’izay+ olona nampiasaina hamadihana ny Zanak’olona!+ Tsara kokoa ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory.”
24 Marina fa handeha ny Zanak’olona, araka ny voasoratra+ momba azy, nefa lozan’izay+ olona nampiasaina hamadihana ny Zanak’olona!+ Tsara kokoa ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory.”