21 Marina fa handeha ny Zanak’olona, araka ny voasoratra momba azy, nefa lozan’izay olona nampiasaina hamadihana ny Zanak’olona! Tsara kokoa ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory.”+
12 Raha mbola teo aminy aho, dia niaro azy+ noho ny amin’ny anaranao izay nomenao ahy, eny, efa narovako izy ireo, ka tsy nisy ringana na iray aza,+ afa-tsy ilay zanaky ny fandringanana,+ mba hahatanteraka ny Soratra Masina.+