Jaona 6:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary izao no sitrapon’ilay naniraka ahy: Tsy tokony havelako hisy ho very izay rehetra nomeny ahy, fa tokony hatsangako amin’ny maty+ kosa amin’ny andro farany. Jaona 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia omeko fiainana mandrakizay izy,+ ary tsy ho ringana mihitsy+ sady tsy hisy handrombaka azy etỳ an-tanako.+ 1 Jaona 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fantatsika fa tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ fa miambina azy Ilay+ naterak’Andriamanitra, ka tsy manana fahefana aminy ilay ratsy.+
39 Ary izao no sitrapon’ilay naniraka ahy: Tsy tokony havelako hisy ho very izay rehetra nomeny ahy, fa tokony hatsangako amin’ny maty+ kosa amin’ny andro farany.
28 Dia omeko fiainana mandrakizay izy,+ ary tsy ho ringana mihitsy+ sady tsy hisy handrombaka azy etỳ an-tanako.+
18 Fantatsika fa tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ fa miambina azy Ilay+ naterak’Andriamanitra, ka tsy manana fahefana aminy ilay ratsy.+