FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 5:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aza gaga amin’izany fa ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana*+ ny feony,

  • Jaona 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Raha mbola teo aminy aho, dia niaro azy+ noho ny amin’ny anaranao izay nomenao ahy, eny, efa narovako izy ireo, ka tsy nisy ringana na iray aza,+ afa-tsy ilay zanaky ny fandringanana,+ mba hahatanteraka ny Soratra Masina.+

  • Romanina 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa raha lasa tafaray amin’i Kristy ao amin’ny fahafatesana+ toy ny azy isika, dia azo antoka fa ho tafaray aminy koa ao amin’ny fitsanganana toy ny azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara