Kolosianina 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izy no endrik’ilay+ Andriamanitra tsy hita maso,+ ary izy koa no lahimatoa+ amin’ny zavaboary rehetra, Apokalypsy 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana+ sy marina,+ ilay fiandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra:+
15 Izy no endrik’ilay+ Andriamanitra tsy hita maso,+ ary izy koa no lahimatoa+ amin’ny zavaboary rehetra,
14 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana+ sy marina,+ ilay fiandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra:+