Matio 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+ Marka 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ity no* rako,+ dia ‘ny ran’ny fifanekena’+ izay halatsaka+ ho an’ny maro.+
28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+
24 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ity no* rako,+ dia ‘ny ran’ny fifanekena’+ izay halatsaka+ ho an’ny maro.+