FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tamin’izay dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko aminao marina tokoa fa ianao io mihitsy no handa ahy intelo anio, eny, anio alina, raha mbola tsy maneno indroa ny akoho.”+

  • Lioka 22:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Fa hoy izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia handa intelo ho tsy mahalala ahy ianao.”+

  • Jaona 13:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Hahafoy ny ainao* noho ny amiko ve ianao? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa fa mbola tsy maneno akory ny akoho dia efa handa ahy intelo ianao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara