Marka 14:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Koa hoy i Jesosy tamin’ireo: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+ Lioka 22:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Dia hoy i Jesosy tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly ary ny anti-panahy izay tonga teo hisambotra azy: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+
48 Koa hoy i Jesosy tamin’ireo: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+
52 Dia hoy i Jesosy tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly ary ny anti-panahy izay tonga teo hisambotra azy: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+