Matio 26:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tamin’izay ora izay, dia hoy i Jesosy tamin’ny vahoaka: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+ Nipetraka nampianatra tao amin’ny tempoly+ isan’andro aho, nefa tsy nosamborinareo. Marka 14:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Koa hoy i Jesosy tamin’ireo: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+
55 Tamin’izay ora izay, dia hoy i Jesosy tamin’ny vahoaka: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+ Nipetraka nampianatra tao amin’ny tempoly+ isan’andro aho, nefa tsy nosamborinareo.
48 Koa hoy i Jesosy tamin’ireo: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+