FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha vavolombelona iray monja, dia tsy afaka mijoro hiampanga olona ny amin’ny fahadisoana na fahotana+ mety hataony, na inona izany na inona. Amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hahamarim-pototra ilay raharaha.+

  • Salamo 27:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Aza atolotra eo an-tanan’ny fahavaloko aho,+

      Fa mitsangana hiampanga ahy ny vavolombelona mandainga,+

      Sy izay mihetraketraka amiko.+

  • Salamo 35:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Vavolombelona mahery setra no mitsangana hiampanga ahy.+

      Ary zavatra tsy fantatro no anontaniany ahy.+

  • Marka 14:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Nisy koa nitsangana ho vavolombelona mandainga hiampanga azy hoe:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara