FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 no niteny hoe: “Ry ilay nilaza hoe handrodana ny tempoly+ sy hanorina azy ao anatin’ny telo andro, vonjeo ny tenanao! Raha zanak’Andriamanitra ianao, midìna avy eo amin’ny hazo fijaliana!”+

  • Jaona 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ravao ity tempoly ity,+ fa hatsangako izy ao anatin’ny telo andro.”

  • Asan’ny Apostoly 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Renay izy, ohatra, nilaza fa handrodana ity toerana ity, hono, ilay Jesosy avy any Nazareta iny, ka hanova ny fomba fanao nampitain’i Mosesy tamintsika.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara