Matio 26:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 ka niteny hoe: “Nilaza io lehilahy io hoe: ‘Vitako ny mandrodana ny tempolin’Andriamanitra sy ny manangana azy ao anatin’ny telo andro.’”+ Jaona 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ravao ity tempoly ity,+ fa hatsangako izy ao anatin’ny telo andro.”
61 ka niteny hoe: “Nilaza io lehilahy io hoe: ‘Vitako ny mandrodana ny tempolin’Andriamanitra sy ny manangana azy ao anatin’ny telo andro.’”+