Zakaria 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Atsipazo ao amin’ny fitehirizan-karena+ izany vola be anombanany ahy izany.”+ Dia nalaiko ireo farantsa volafotsy telopolo ka natsipiko tao amin’ny fitehirizan-karena tao an-tranon’i Jehovah.+
13 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Atsipazo ao amin’ny fitehirizan-karena+ izany vola be anombanany ahy izany.”+ Dia nalaiko ireo farantsa volafotsy telopolo ka natsipiko tao amin’ny fitehirizan-karena tao an-tranon’i Jehovah.+