FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary noteren’ireo hanao fanompoana ny mpandalo iray avy tany ambanivohitra, dia i Simona avy any Kyrena, rain’i Aleksandra sy Rofosy, ka nasainy nibata ny hazo fijalian’i Jesosy.+

  • Lioka 23:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary raha nitondra an’i Jesosy ireo, dia nihazona an’i Simona, teratany avy any Kyrena, izay avy tany ambanivohitra. Dia nataony teo amin’i Simona ny hazo fijaliana mba hoentiny nanaraka an’i Jesosy.+

  • Jaona 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ny tenany ihany+ no nitondra ny hazo fijaliany nivoaka+ ho eo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha, na Golgota amin’ny teny hebreo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara