FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nony nivoaka izy ireo, dia nahita lehilahy iray nantsoina hoe Simona,+ teratany avy any Kyrena. Notereny hanao fanompoana io lehilahy io mba hibata ny hazo fijalian’i Jesosy.

  • Lioka 23:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary raha nitondra an’i Jesosy ireo, dia nihazona an’i Simona, teratany avy any Kyrena, izay avy tany ambanivohitra. Dia nataony teo amin’i Simona ny hazo fijaliana mba hoentiny nanaraka an’i Jesosy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara