FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary nividy lamba rongony tena tsara i Josefa. Dia nampidininy ilay faty ka nofonosiny tao anatin’ilay lamba rongony tena tsara, ary napetrany+ tao amin’ny fasana+ iray nolavahana tao amin’ny vatolampy. Ary nanakodia vato teo am-baravaran’ilay fasana izy.+

  • Lioka 23:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Dia nampidininy ilay faty+ ka nofonosiny lamba rongony tena tsara, ary napetrany tao amin’ny fasana iray+ nolavahana teo amin’ny vatolampy, izay mbola tsy nandevenana mihitsy.+

  • Jaona 19:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nisy zaridaina teo amin’ilay toerana namantsihana azy, ary nisy fasana vaovao+ mbola tsy nandevenana mihitsy tao amin’ilay zaridaina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara