FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 dia napetrany tao amin’ny fasany+ vaovao nolavahany teo amin’ny vatolampy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.+

  • Lioka 23:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Dia nampidininy ilay faty+ ka nofonosiny lamba rongony tena tsara, ary napetrany tao amin’ny fasana iray+ nolavahana teo amin’ny vatolampy, izay mbola tsy nandevenana mihitsy.+

  • Jaona 19:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Nalain’izy roa lahy ny fatin’i Jesosy, ka nofonosiny fehim-paty niaraka tamin’ny zavamaniry mani-pofona,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mikarakara faty halevina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara