Matio 26:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Rehefa hatsangana anefa aho, dia hialoha anareo any Galilia.”+ 1 Korintianina 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Taorian’izany, dia rahalahy maherin’ny dimanjato no indray nisehoany, ka mbola velona ankehitriny ny ankamaroany,+ fa ny sasany kosa efa nodimandry.*
6 Taorian’izany, dia rahalahy maherin’ny dimanjato no indray nisehoany, ka mbola velona ankehitriny ny ankamaroany,+ fa ny sasany kosa efa nodimandry.*