Matio 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mandehana haingana milaza amin’ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana+ tamin’ny maty izy ary hialoha anareo any Galilia.+ Any no hahitanareo azy.’ Hilaza izany aminareo no nahatongavako.”+ Matio 28:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa ny mpianatra iraika ambin’ny folo lahy kosa nankany Galilia,+ ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy nalehany.
7 Mandehana haingana milaza amin’ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana+ tamin’ny maty izy ary hialoha anareo any Galilia.+ Any no hahitanareo azy.’ Hilaza izany aminareo no nahatongavako.”+
16 Fa ny mpianatra iraika ambin’ny folo lahy kosa nankany Galilia,+ ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy nalehany.