Genesisy 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nataon’i Abrahama hoe Isaka+ ny anaran’ilay zanany, izay naterak’i Saraha taminy. 1 Tantara 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary ny zanakalahin’i Abrahama dia i Isaka+ sy Ismaela.+ Lioka 3:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Joda zanak’i Jakoba,+Jakoba zanak’i Isaka,+Isaka zanak’i Abrahama,+Abrahama zanak’i Tera,+Tera zanak’i Nahora,+
34 Joda zanak’i Jakoba,+Jakoba zanak’i Isaka,+Isaka zanak’i Abrahama,+Abrahama zanak’i Tera,+Tera zanak’i Nahora,+