Marka 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Teo am-pandriana ny rafozambavin’i+ Simona fa nanavy.+ Tonga dia noresahin’ireo tamin’i Jesosy ny momba azy. Lioka 4:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nitsangana izy, ka niala tao amin’ny synagoga, ary niditra tao an-tranon’i Simona. Nanavy be ny rafozambavin’i Simona, ka nangataka an’i Jesosy hanasitrana azy izy ireo.+
30 Teo am-pandriana ny rafozambavin’i+ Simona fa nanavy.+ Tonga dia noresahin’ireo tamin’i Jesosy ny momba azy.
38 Nitsangana izy, ka niala tao amin’ny synagoga, ary niditra tao an-tranon’i Simona. Nanavy be ny rafozambavin’i Simona, ka nangataka an’i Jesosy hanasitrana azy izy ireo.+