FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha vao niala ny sambokely izy, dia nifanena tamin’ny lehilahy iray azon’ny fanahy maloto. Avy teny amin’ireo fasana+ io lehilahy io.

  • Lioka 8:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa niakatra an-tanety anefa i Jesosy, dia nisy lehilahy anankiray avy ao an-tanàna nifanena taminy. Nisy demonia izy io ary efa ela no tsy niakanjo sady nitoetra teny am-pasana+ fa tsy tao an-trano.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara