Marka 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka+ ny Zanak’olona...”,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: Lioka 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka ny Zanak’olona...”, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriana kelinao ary mandehana mody.”+
10 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka+ ny Zanak’olona...”,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy:
24 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka ny Zanak’olona...”, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriana kelinao ary mandehana mody.”+