Matio 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka ny Zanak’olona...”,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary modia any an-tranonao.”+ Marka 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary modia any an-tranonao.”+ Jaona 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy i Jesosy: “Mitsangàna, batao ny fandriananao ka mandehana.”+
6 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka ny Zanak’olona...”,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary modia any an-tranonao.”+