6 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka ny Zanak’olona...”,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary modia any an-tranonao.”+
24 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka ny Zanak’olona...”, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriana kelinao ary mandehana mody.”+