FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka ny Zanak’olona...”,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary modia any an-tranonao.”+

  • Marka 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary modia any an-tranonao.”+

  • Lioka 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana eto an-tany hamela heloka ny Zanak’olona...”, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriana kelinao ary mandehana mody.”+

  • Asan’ny Apostoly 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia noraisiny tamin’ny tanany ankavanana+ izy ka natsangany. Koa avy hatrany dia natanjaka ny faladiany sy ny taolan-kitrokeliny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara