FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nokasihin’i Jesosy ny tanany,+ ka niala tamin-dravehivavy ny fanaviany. Ary niarina izy ka nikarakara an’i Jesosy.+

  • Jaona 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy i Jesosy: “Mitsangàna, batao ny fandriananao ka mandehana.”+

  • Asan’ny Apostoly 9:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia hoy i Petera taminy:+ “Ry Enea, manasitrana anao i Jesosy Kristy.+ Mitsangàna ary amboary ny fandriananao.” Dia nitsangana avy hatrany i Enea.

  • Asan’ny Apostoly 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa niteny mafy i Paoly hoe: “Mijoroa mahitsy amin’ny tongotrao.” Dia nitsangana tampoka izy ka nandeha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara