Marka 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa nanatona an-dravehivavy izy ka nandray ny tanany ary nanarina azy. Dia niala tamin-dravehivavy ny fanaviany,+ ary nikarakara an’ireo izy.+ Lioka 4:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nitsangana izy, ka niala tao amin’ny synagoga, ary niditra tao an-tranon’i Simona. Nanavy be ny rafozambavin’i Simona, ka nangataka an’i Jesosy hanasitrana azy izy ireo.+ Lioka 4:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia nitsangana teo akaikin-dravehivavy izy, ary noteneniny mafy ny fanaviana+ ka niala. Dia niarina avy hatrany ravehivavy ka nikarakara an’ireo.+
31 Koa nanatona an-dravehivavy izy ka nandray ny tanany ary nanarina azy. Dia niala tamin-dravehivavy ny fanaviany,+ ary nikarakara an’ireo izy.+
38 Nitsangana izy, ka niala tao amin’ny synagoga, ary niditra tao an-tranon’i Simona. Nanavy be ny rafozambavin’i Simona, ka nangataka an’i Jesosy hanasitrana azy izy ireo.+
39 Dia nitsangana teo akaikin-dravehivavy izy, ary noteneniny mafy ny fanaviana+ ka niala. Dia niarina avy hatrany ravehivavy ka nikarakara an’ireo.+