Matio 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nokasihin’i Jesosy ny tanany,+ ka niala tamin-dravehivavy ny fanaviany. Ary niarina izy ka nikarakara an’i Jesosy.+ Marka 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa nanatona an-dravehivavy izy ka nandray ny tanany ary nanarina azy. Dia niala tamin-dravehivavy ny fanaviany,+ ary nikarakara an’ireo izy.+
15 Koa nokasihin’i Jesosy ny tanany,+ ka niala tamin-dravehivavy ny fanaviany. Ary niarina izy ka nikarakara an’i Jesosy.+
31 Koa nanatona an-dravehivavy izy ka nandray ny tanany ary nanarina azy. Dia niala tamin-dravehivavy ny fanaviany,+ ary nikarakara an’ireo izy.+