Marka 5:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary noraisiny ny tanan’ilay zaza ka hoy izy taminy: “Talita komy”, raha adika dia hoe: “Ry zazavavy, hoy aho aminao: Miarena!”+ Asan’ny Apostoly 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia noraisiny tamin’ny tanany ankavanana+ izy ka natsangany. Koa avy hatrany dia natanjaka ny faladiany sy ny taolan-kitrokeliny,+
41 Ary noraisiny ny tanan’ilay zaza ka hoy izy taminy: “Talita komy”, raha adika dia hoe: “Ry zazavavy, hoy aho aminao: Miarena!”+
7 Dia noraisiny tamin’ny tanany ankavanana+ izy ka natsangany. Koa avy hatrany dia natanjaka ny faladiany sy ny taolan-kitrokeliny,+