Matio 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nokasihin’i Jesosy ny tanany,+ ka niala tamin-dravehivavy ny fanaviany. Ary niarina izy ka nikarakara an’i Jesosy.+ Lioka 4:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia nitsangana teo akaikin-dravehivavy izy, ary noteneniny mafy ny fanaviana+ ka niala. Dia niarina avy hatrany ravehivavy ka nikarakara an’ireo.+
15 Koa nokasihin’i Jesosy ny tanany,+ ka niala tamin-dravehivavy ny fanaviany. Ary niarina izy ka nikarakara an’i Jesosy.+
39 Dia nitsangana teo akaikin-dravehivavy izy, ary noteneniny mafy ny fanaviana+ ka niala. Dia niarina avy hatrany ravehivavy ka nikarakara an’ireo.+