Genesisy 25:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary ny tanany nihazona ny voditongotr’i Esao.+ Koa natao hoe Jakoba*+ ny anarany. Ary enimpolo taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy. 1 Tantara 1:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary i Abrahama niteraka an’i Isaka.+ Ary ny zanakalahin’i Isaka dia i Esao+ sy Israely.+
26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary ny tanany nihazona ny voditongotr’i Esao.+ Koa natao hoe Jakoba*+ ny anarany. Ary enimpolo taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy.