Matio 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa talanjona ny vahoaka rehefa nahita ny moana niteny sy ny nalemy tongotra nandeha ary ny jamba nahita, ka nanome voninahitra an’Andriamanitry ny Israely izy ireo.+
31 Koa talanjona ny vahoaka rehefa nahita ny moana niteny sy ny nalemy tongotra nandeha ary ny jamba nahita, ka nanome voninahitra an’Andriamanitry ny Israely izy ireo.+