FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary niteny ilay moana rehefa navoaka ilay demonia.+ Dia talanjona+ ny vahoaka ka nanao hoe: “Mbola tsy nisy toy izao mihitsy teto amin’ny Israely.”

  • Marka 7:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Fa gaga+ tsy nisy toy izany ireo ka niteny hoe: “Tsara avokoa izay rehetra ataony. Vitany mihitsy aza ny manao izay handrenesan’ny marenina sy hitenenan’ny moana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara