Isaia 35:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Amin’izany fotoana izany, dia hampahiratina ny mason’ny jamba,+ ary hatao mandre ny sofin’ny marenina.+ Matio 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa talanjona ny vahoaka rehefa nahita ny moana niteny sy ny nalemy tongotra nandeha ary ny jamba nahita, ka nanome voninahitra an’Andriamanitry ny Israely izy ireo.+
5 Amin’izany fotoana izany, dia hampahiratina ny mason’ny jamba,+ ary hatao mandre ny sofin’ny marenina.+
31 Koa talanjona ny vahoaka rehefa nahita ny moana niteny sy ny nalemy tongotra nandeha ary ny jamba nahita, ka nanome voninahitra an’Andriamanitry ny Israely izy ireo.+