FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Amin’izany andro izany dia handre ny teny ao amin’ny boky ny marenina,+ ary hahita ao amin’ny haizina sy ny haizim-pito ny mason’ny jamba.+

  • Jeremia 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Iza no hitenenako sy hampitandremako ka hihaino ahy? Tsy voafora ny sofin’ireo, ka tsy afa-mandre izy.+ Nataony tsinontsinona ny tenin’i Jehovah,+ sady tsy nahafinaritra azy.+

  • Marka 7:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Koa nandre ralehilahy,+ ary nivaha ny fatoran’ny lelany, dia nanomboka niteny ara-dalàna izy.

  • Lioka 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa namaly azy roa lahy izy hoe: “Mandehana,+ lazao amin’i Jaona izao hitanareo sy renareo izao: Mahiratra ny jamba,+ mandeha ny malemy, voadio ny boka, mandre ny marenina, atsangana ny maty, ary itoriana ny vaovao tsara ny mahantra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara