Marka 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary naka roa ambin’ny folo lahy izay nantsoiny koa hoe “apostoly” izy, mba hiaraka aminy sy hirahiny hitory+ Marka 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ary hanam-pahefana hamoaka demonia.+ Marka 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nasainy nankeo aminy izy roa ambin’ny folo lahy, ary nanomboka naniraka azy tsiroaroa+ izy. Ary nomeny fahefana hamoaka fanahy maloto izy ireo.+ Lioka 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ka nomeny hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hanasitrana aretina.+
14 Ary naka roa ambin’ny folo lahy izay nantsoiny koa hoe “apostoly” izy, mba hiaraka aminy sy hirahiny hitory+
7 Nasainy nankeo aminy izy roa ambin’ny folo lahy, ary nanomboka naniraka azy tsiroaroa+ izy. Ary nomeny fahefana hamoaka fanahy maloto izy ireo.+
9 Ary nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ka nomeny hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hanasitrana aretina.+