Matio 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nasainy nankeo aminy ny mpianany roa ambin’ny folo lahy, ka nomeny fahefana hamoaka fanahy* maloto+ sy hanasitrana ny karazan’aretina rehetra sy ny karazana kilema rehetra. Lioka 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ka nomeny hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hanasitrana aretina.+
10 Koa nasainy nankeo aminy ny mpianany roa ambin’ny folo lahy, ka nomeny fahefana hamoaka fanahy* maloto+ sy hanasitrana ny karazan’aretina rehetra sy ny karazana kilema rehetra.
9 Ary nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ka nomeny hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hanasitrana aretina.+