Jaona 1:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Nentiny tany amin’i Jesosy izy, ary hoy i Jesosy rehefa nahita+ azy: “Ianao no Simona+ zanak’i Jaona,+ ary ianao hatao hoe Kefasy”—izay adika hoe Petera.+ Asan’ny Apostoly 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Efa notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany ny nanombohan’Andriamanitra nihevitra ny hafa firenena mba hangalany olona avy amin’ireo mba hitondra ny anarany.+
42 Nentiny tany amin’i Jesosy izy, ary hoy i Jesosy rehefa nahita+ azy: “Ianao no Simona+ zanak’i Jaona,+ ary ianao hatao hoe Kefasy”—izay adika hoe Petera.+
14 Efa notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany ny nanombohan’Andriamanitra nihevitra ny hafa firenena mba hangalany olona avy amin’ireo mba hitondra ny anarany.+